У нас вы можете посмотреть бесплатно Ry Tompo tsara VDFI 2024 или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Ry Tompo tsara o, tsaroanao eto izao ny tananao nitantana anay Ilay sandrinao mahery no niahy tsy nijery 👉Ka tsy navelanao izahay ho irery ety Ka rehefa injay ka tojo ny fakampanahy Dia niantsoantso anao zahay Ref 👉Raha sendra ny tojo ny ady nampamoy fo Sy mafy nampiondrika ny loha Efa impiry mo izahay no efa trotraka 👉Solafaka eny fona e, ka mila ho potraka Soa fa mbola tao hianao Ry Jeso Tompo mahery, nitantana sy nampahery ☑Jeso malala o, indreto ny mpianatrao Hanambara ny fitiavanao ☑Ka na dia eso sy latsa, Kapoka mety handratra Hijoro izahay ho vavolombenao ☑Nefa tsy ho vitanay izany raha tsy homban'ny herin'ny Fanahy Masinao 🙏Ankehitriny dia izao no vetsovetsonay Misaotra e, misaotra anao zahay Fa ny Fahasoavanao no nahatoy izao anay 🙏Ka raiso ry Jesosy o, zao vavakay izao : Izao fiarahantsika izao, tsy ho foana tsy ho lao fa haharitra ho mandrakizay