У нас вы можете посмотреть бесплатно Tanjona Randrianarivelo - Ahoana marina moa? или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Page facebook : Tanjona Randrianarivelo AHOANA MARINA MOA? Ahoana marina moa raha hoe tsy anjara ny antsika, Dia ianao hiaraka amin'olon-tsy haiko fiaviana dia izaho koa hitantana olon-kafa fa tsy ianao, Mety hoe ho sambatra ve ohatran'ny tamintsika, mety hoe hoe lafatra ve? ahasolo ana ve izy e e eh, ohatrany mampihomehy 'nefa mahalasa saina, Sanatria aza misy anie izany, Ngamba aho hidradradradra hitomany, F'efa zatra ny anilanao aho, tsy mahafoy anao, Fa aleo ihany isika amin'izao, Miaraka foana tsy mifandao, Fa mamiko loatra malala, ny anilanao. Za ary vao tsy eo ianao dia hila ho lasa adala vao maika-ianao-hisy-olon-kafa hiantso hoe malala, Tsy ho zakako izany, hiaraha-mahalala, Mety hoe hisotro toaka, hifoka sigara, Mety hoe ho lasa mompera iza no mahalala, Fa raha hoe ianao an'olon-kafa tsy zakako izany. Sanatria aza misy anie izany, Ngamba aho hidradradradra hitomany, F'efa zatra ny anilanao aho, tsy mahafoy anao, Fa aleo ihany isika amin'izao, Miaraka foana tsy mifandao, Fa mamiko loatra malala, ny anilanao.