У нас вы можете посмотреть бесплатно DV Lottery 2026: Inona no atao raha voafidy na tsy voafidy? или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Na nahazo ilay "Congratulations" ianao sa tsia, ity vidéo ity dia manazava amin’ny antsipiriany ny dingana rehetra tokony hatao — manomboka amin’ny famenoana DS-260, fanomanana taratasy, hatramin’ny fanadinana ara-pahasalamana sy ny dinidinika any amin’ny masoivoho. Ho an’ireo tsy voafidy, hazavaiko ihany koa izay azonao atao sy torohevitra hahatonga ny fangatahanao ho tsy ho voahilika amin’ny manaraka. Jereo hatramin’ny farany fa tena misy fanazavana, fanantenana ary paikady azo ampiharina! #DVLottery2026 #GreenCard #MadagascarToUSA #VisaUSA #wannabediplomat