У нас вы можете посмотреть бесплатно RABOUSSA - Mpandresy Ambonin'ny Mpandresy( Clip 2001) ( VIDEO REMASTERED) [ Méllow Manitra Archives] или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
MPANDRESY AMBONIN’NY MPANDRESY Avy aty amin-dRaboussa Ho fiovana, manomboka androany Mpandresy ambonin’ny mpandresy Raha mba vavaka no nataoko mba andrandrana ny fahombiazana Fa maninona ny valim-bavako no miafara amin’ny hidy vazana Ka mbola handrasana ilay fiovana hatrizay tsy namako Tsy mbola nandramako, fa mandram-piandry ho tohizako ny lalako Fa maninona no misy ny mahantra dia misy ny mpanankarena Fa maninona amin’ny loko mbola misy ny mena ambonin’ny mena Fa maninona hatrizay no alahelo foana no nosoratako Fa maninona hatrizao misy fandresena sasany tsy nety fantatro Ka zakako, manomboka androany aho hiaraka amin’ny fiovana Mba ho mendrika ho Raboussa rehefa miodina erakin’ny tanana Amin’izay aho ho adimizana, ho mpandresy tsy maty vonoina Hiaraka amin’ny rehetra rehetra ny herin-tsaiko tsy ho azo lotoina Goavana, tsy azo kasihina nefa misetrasetra Fa ao anatin’ny rà-ko no mikoriana ny soratra ho « bônetra » Amin’ny rehetra rehetra , manomboka androany izany no hisesisesy Ho mpandesy ambonin’ny mpandresy Ref (2) Na henika tomany aza ny,tany ho mandrakizay Vao maika milay, ny anarako ho dorana fa tsy may ‘Zay ka aty amiko ny fiovana hisesisesy Ho mpandresy ambonin’ny mpandesy Raboussa, ialahy ‘lay natetika niaina tanatin’ny mangidy Ialahy ilay hatahorana ka nahita volana alohan’ny biby Ialahy ilay niavaka, raha tamin’ny fiaraha-monina Ialahy tsy nikôzy hoe henjana aho fa na izany aza tsy azo songonina Ambony ny herin-tsain’ialahy na dia betsaka aza ny kitakita Fa amin’ny fiainana, ny fahendrena tsy maintsy ho resin’ny maditra Fa ho tafita, ‘zay lay hetaheta mihoatra ny finoana ‘Za tsy milona, handalo ny fotoana ka ny anarako tsy maty vonoina Raha misy manakiana, aleo izany ho an-dry lerony Fa ny tantara no hitsara tarafin’ny masoandro avy any ambony Izay no hetahetan’ny fony, fa ny naoriko tsy ho rava Vao mipoitra aho dia fandresena no hita misoritra eny amin’ny tava Tsy ilaina mikôzy na teny iray fotsiny aza avy ao am-bava Fa ‘za ilay mazava anatin’ny haizina, ‘zay fotsiny dia ampy hilaza Tsy an-jaza, hanomboka androany ny fandesena hisesisesy Ho mpandresy ambonin’ny mpandresy Ref (2) Na henika tomany aza ny any ho mandrakizay Vao maika milay, ny anarako ho dorana fa tsy may ‘Zay ka aty amiko ny fiovana hisesisesy Ho mpandresy ambonin’ny mpandesy Misy ny fiovana mba hitoetra foana ato anatiko Ahafahako mandresy izay rehetra rehetra izay tsy tantiko Dia ny honjohonjoko mandeha singany hiala hisinda « rem » Amin’izay ho bônetra araka ny efa nokôzian’ny Ra-baina Dia ny ratsy omaly, androany iny ny ho lavorary Aingam-panahy sy ny haren-tsaiko ho anisan’ny zava-boary Ho zanahary, lalan-kizorako tsy misy hikipiana Henoko ny fiovana ato anatiko ao mibitsika ahy mangina Fihafiana, tomany, taloha anisan’ny fahazavana Fa ho tafita ‘lay tsy laitran’ny balan’ny fananarana ‘Zay ny anarany, midika fandresena ho mandrakizay Teneniko foana foana intelo, indroa, indray Dia na lavo aza tsy hiondrika fa vao mainka hitraka Amin’izay fotoana izay no ahatsapako fa ‘za no tompon-daka Mangina ny tsy mazaka, manomboka androany ny fandresena hisesisesy Ho mpandresy ambonin’ny mpandresy Ref Mpandresy ambonin’ny mpandresy : vavaka iray ho an-dRaboussa mba ho biby eny amin’ny lalana , mba ho mendrika ho Raboussa rehefa miodina eny amin’ny tanana , dia ho bônetra @ rehetra². Nefa izany lalana mpandresy ambonin’ny mpandresy izany Raboussa , mbola misy mpamingana an’ialahy foana @ izany , mbola misy mpitifitra an’ialahy foana @ izany. Fa tadidio fa ialahy ialay henjehana fa tsy mety ho tratra. Dia rehefa tonga eny @ tanjona ialahy dia mitenena hoe izaho no tompon-daka. Rehefa tonga izay fotoana izay dia hitondray mozaniela be dia be ny kôfa eny @ tanana , hahaha laingako izany ana ! Ho an’ny rehetra² mpandresy amboniny mpandresy ho fiovana , siks. RABOUSSA