У нас вы можете посмотреть бесплатно Karaoke gasy MEDLEY TAMBATRA REBIKA (Tsiaro an'i Rampal) или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
TAMBATRA MEDLEY - REBIKA #karaokegasy #gasykaraoke #tononkira Tononkira - Paroles - Textes ENTO AHO Ento aho, hanaraka anao aho Mangina irery aho raha ilaozanao ka raiso Tantano mba ho any aho Miangavy mafy aho Mitalaho fa te handeha ANIROTRA Ao mantsy i Dada tototry ny vovon-tany ny tenany angamba efa rava Dada o onena onena anao aho Ratsan-kazo misampana no hazofijalian’i Dada vovon-tany mivantana tsy mba nofonosina NANDALO Variana niolakolaka Ny tena izy toa lalao Lany andro nifamolaka Ka ny fotoana no nandao Tsy hita izay marina Isika koa moa zaza be Tsy nety tafarina Ireo tsy tia faly nihomehy NOFY Ny alina mangina toa mampanembona ahy Ny volana baliaka mampifoha ny tsiahy Tsy andriko ny ampitso, hahita anao indray Ka hiondanako eo an-tratranao, hiangotiako aminao ILAY TOKAKO Any ianao ry 'lay tokana Ianao re no herany Andry iray iankinako Toky hany itokiana Lohataona manjombona Fararano tomany aty Fandriana mamanala anie No hany sisa vantanina Sento iray tsy mba zaka hatelina Manditsoka anaty ka toa safomorona Manomban-ko avy indray izany orana Kotsa lava izay ilay tsy mahasaraka anao ADIM-PANAHY Tena natsiro reo niarahana Asa enao raha nahatsiahy Nadididtra aho eny tsy lavina Tato ato aho vao mba fay Fa rehefa hariva mena vodilanitra iny Dia efa malahelo any aho izay oh oh oh Rehefa alina hamonjy ny fandriana Mety efa mitomany anao izay Miantomboka indray ny adim-panahy MBOLA TSY MORA Fa mbola tsy mora ny hamaha Ilay fatomatinay Hatramin'izao aho tsy mety mino hoe Rava ny anay Fa mbola tsy mora ny hanova Satria hatramin'izao Mbola reko mamelovelo ao ireo taloha Mbola injao fa mieloelo Fa tsy mety hifoha TIAKO IZY 'efa misy) Ho ataoko tsara karakara F'efa anjara nomenao ahy Mandrakizay Fa raha ny anay mafy orina Tsy ho voarodana Fitia tena matotra Vita fatotra LAVITRA LOATRA Lavitra loatra akia Ny any aminao Tsy afaka hanidina aho Mbola tsy hary elatra Raha hitsambikana impiry vao tonga any aminao Hiazakazaka reraka ny aina REBIKA