У нас вы можете посмотреть бесплатно FADIO - VLM Ampitankely FLM Filadelfia Fianarantsoa или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Hoy ny tenin'Andriamanitra : "Fadio ny fanao ratsy rehetra" (1 Tesaloniana 5:22) Anisany amin'izany koa ny zava-mahadomelina : ny toaka, ny sigara, ny rongony, ... Manentana an'izay rehetra mbola voafatotr'izany izahay vokovokomanga mba hiala sy hifady tanteraka ireny, aminny alalan'ity hira ity. (Amin'ny teny Bestileo) Ny tononkira dia afaka hita ao amin'ny : https://tononkira.serasera.org/hira/v... 0:00 | Fadio ny toaka 1:23 | Fadio ny sigara 2:31 | Fadio ny rongony 3:30 | Ialao ireo - Tapaho ny hevitsa 4:01 | Fadio ny toaka