У нас вы можете посмотреть бесплатно MIFAMATOTRA NY TENIN'ANDRIAMANITRA SY NY FINOANA | DIMY ANDRIASON | MADAGASCAR CHRISTIAN TELEVISION или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Andriamanitra dia mitady finoana ao amin'ny Kristiana , mifamatotra anefa ny finoana sy ny tenin'Andriamanitra. Zaraina aminao ato anatin'ity fandaharana BAIBOLY TENY VELONA anio ity miaraka amin'ny Révérend Dimy Andriason ny mahakasika an'izay Hahatonga anao tsy ho voahozongozona amin'izao fiainana izao Hahatonga fioavana eo amin'ny fiainanao Hitondra fanasitranana ho anao ny fizarana Marina sy mahatoky amin'ny teniny Andriamanitra. Fa namaly ilay kapiteny ka nanao hoe: Tompoko, tsy mendrika hidiranao ao ambanin'ny tafon-tranoko aho; fa mitenena ihany, dia ho sitrana ny ankizilahiko. -Matio 8:8 #baiboly #finoana #baibolytenyvelona #dimy #andriason #mctv #vaovao #fandaharana #kristiana #jesosy ---------------------------------- 0:00 Intro 0:35 Inona no tena fototry ny fiainana Kristiana ? 2:15 Fa maninona no tsy azo hialana ny tenin'Andriamanitra ? 3:25 Tenin'Andriamanitra hanova ny tantaranao 5:00 Tsy voasakan'ny elanelan-tany ny tenin'Andriamanitra 6:41 Ho anao miandrandra kasik'Andriamanitra