У нас вы можете посмотреть бесплатно Hira Katolika: MPANJAKAN'NY MPANJAKA (Chorale Feon'ny Fitiavana_ECAR Katedraly Tolagnaro или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
CHORALE FEON'NY FITIAVANA (Paroasy Katedraly Tolagnaro) « MPANJAKAN’NY MPANJAKA », Live - Acapella Namorona: Père José dit Joss « MPANJAKAN’NY MPANJAKA » 1- Mpanjakan’ny Mpanjaka ianao e, Kristy Tompon’ny Tompo Ianao, Mpanjaka Mahery sady Marina tokoa Mandidy an’izao tontolo izao Mahefa an’izao tontolo izao. 2- Mpanjakan’ny Mpanjaka ianao e, Kristy Tompon’ny Tompo Ianao, Tao Aminao no hary izao rehetra izao Ianao no nitondra Famonjena Ianao no niady ny Handresena. O o o o o o Ka he natsangana, natsangan’Andriamanitra, Natsangany ho Tompo be Ianao Ka miaiky Anao ny velona eran-tany Fa mandrakizay ny FANJAKANAO Ny Fanjakan’ny lanitra. Miravoa ry tany, ALELOIA DERAO NY MPANJAKANTSIKA.