У нас вы можете посмотреть бесплатно Barijaona - Sompatra или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
SOMPATRA Sompatra itony mpialona Tsy mataho-tody itony mpisompatra Raha ny fitiavana tsy nangalarina Nefa somparany tsy hiorim-paka Sompatra itony mpialona Tsy mataho-tody itony mpisompatra Raha ny fitiavana tsy nangalarina Nefa somparany tsy hiorim-paka Tia any aho, tsy avelan’i dada Manina any aho, sakanan’i neny Aza manody aza manangatra Izany mbola tia kanefa nosakanany ô Anaran-tany Soavinandriana Fitsangatsanganana mahasondriana Maika raha miaraka roa na telo Masoandro maty no mampalahelo Tsy hitako anie ny hanaovako anao lala ô Ataoko eo aloha tsy mahatari-dalana Ataoko aoriana toa olo-manaraka Tsy hitako anie ny hanaovako anao lala ô Sompatra itony mpialona Tsy mataho-tody itony mpisompatra Raha ny fitiavana tsy nangalarina Nefa somparany tsy hiorim-paka