У нас вы можете посмотреть бесплатно Tsy ho irery intsony aho by Antsa & Avotra / Tanora Masina Itaosy или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
🔸TSY HO IRERY INTSONY AHO 🔹 1- Miangavy avia jereo Jesosy o izany ranomasoko Tsy mitsahatra manakotsa ny tavako Fa ady ny ahy isan'andro Ny onjam-piainana toa mandavo ahy Tena resy aho Jesosy o ka mila Anao Refrain: Irery aho, kamboty raha tsy eo anilanao Fikiro aho tsy hitoky raha tsy ny Anaranao Fantatro Ianao Jesosy zoky Fa tsy mba handao ahy Ka dia tsy ho irery intsony aho mandrakizay 2- Meteza re Ianao Jesosy o mba handray ny tanako Ka hifikitra Aminao aho na inona hanjo Fa manaloka ahy isan'andro Ilay satana mpandrebireby ahy Mila ny fiarovanao aho anatiko ao Bridge: Miravoa, mifalia, tsy irery ianao Fa Izy momba anao, matokia Sanatria raha Kristy no handao Fa hiaro anao ka hitsilo ny dia Ny fiainanao anie efa fantany Atsotray ny tananao ho tantanany Tanora Marina Itaosy.