У нас вы можете посмотреть бесплатно Karaoke gasy SEDRA - POOPY или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
SEDRA #karaokegasy #gasykaraoke #hiramalagasy #tononkira Efa ela ihany izay Ny fotoana niarahana Nifanaiky izaho sy ianao Tsisy ny fisarahana Dia ny volana nihodina Nanome toky ny hifankatia Ho toy ny lamban'akoho ny fiarahana Faty no fisarahana Dia samy novolavolain'ny fiainana teny isika Dia samy nandalo sedra niharitra ny mafy Asa raha ny aminao fa mbola manantena aho Ho matotra ho mafy ny fatotra Taty aoriana indray Nisy kapoka nahamay Nisetrasetra ianao Mba nihanjona koa aho Ka ny tady nihenjana Tsisy nety niresaka Dia navalona teo ilay ho doria Nolotoina ilay fitia Dia samy novolavolain'ny fiainana teny isika Dia samy nandalo sedra nizaka fijaliana Tsy resy anefa aho Mbola mijoro koa ianao Samy vonon-kisedra ny ho avy hiseho indray Tsy resy anefa aho, asa raha mbola hijoro koa ianao Samy vonon-kisedra ny ho avy iseho indray Samy vonon-kisedra ny ho avy iseho indray POOPY