У нас вы можете посмотреть бесплатно Mamy Ravatomanga: Feno 56 taona или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Mamy Ravatomanga: Feno 56 taona androany 08 Novambra 2024 ity mpandraharaha fanta-daza, PDG ny Vondrona SODIAT ity. Teo amin’ny faha-22 taonany, tamin’ny taona 1990 izy no nanangana ny Vondrona SODIAT raha ny nambarany tao anatin’ny fandaharana tamin’ny fahitalavitra voalohany nataony ny 01 Aprily 2022. Nivarotra fiarakodia marika Toyota no nanombohan’ ny Vondrona SODIAT raha ny nambarany, ary efa misandrahaka amin’ny seha-piharina 20 mahery ny orinasany amin’izao fotoana izao. Raha ny resaka politika indray dia « Aleo ny politika ho an’ny mpanao politika fa ny tenany dia mijanona ho mpandraharaha » hoy i Mamy Ravatomanga nandritra ny fandaharana faharoa nataony tamin’ny fahitalavitra ny 11 Aogositra 2023. SONGADIM-BAOVAO REAL NEWS - NY VAOVAO MARINA 08 NOVAMBRA 2024