У нас вы можете посмотреть бесплатно MISY FAHAGAGANA HO AN'IZAY MANKATOA NY TENY | DIMY ANDRIASON | MADAGASCAR CHRISTIAN TELEVISION(MCTV) или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Ho anao miandrandra fahagagana ity fizarana anio ity. Eny , mbola misy ary afaka ny hiaina izany ianao aorian'ny fanarahana ity 𝗳𝗮𝗻𝗱𝗮𝗵𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗕𝗔𝗜𝗕𝗢𝗟𝗬 𝗧𝗘𝗡𝗬 𝗩𝗘𝗟𝗢𝗡𝗔 iarahana amin'ny 𝗥𝗲́𝘃𝗲́𝗿𝗲𝗻𝗱 𝗗𝗶𝗺𝘆 𝗔𝗡𝗗𝗥𝗜𝗔𝗦𝗢𝗡 anio ity. Raiso ny tenin'Andriamanitra , ankatoavy ary mahità vokatra eo amin'ny fiainanao. 💪❤️ Andriamanitry ny fahagagana Jesosy , aza diso anjara amin'ny fahagagana nomaniny ho anao. 🤲🙂 -------------------------------- Ny 𝗥𝗲́𝘃𝗲́𝗿𝗲𝗻𝗱 𝗗𝗶𝗺𝘆 𝗔𝗡𝗗𝗥𝗜𝗔𝗦𝗢𝗡 dia filoha mpanorina sy mpitarika ny fiangonana 𝗖𝗘𝗡𝗧𝗥𝗘 𝗣𝗔𝗥𝗢𝗟𝗘 𝗩𝗜𝗩𝗔𝗡𝗧𝗘 (𝗖𝗣𝗩) Laharana hahazoana azy ireo : 034 20 315 14 | 033 11 315 14 #fahagagana #teny #baibolytenyvelona #dimyandriason #kristiana #malagasy ----------------------- 0:00 Intro 0:20 Misy olona ampiasain'Andriamanitra hahasitrana anao 3:30 Inona no mitranga rehefa mihiaino ny tenin'ny mpanompon'Andriamanitra ? 4:42 Mila fahagagana , ahoana no atao ? 5:55 Raiso ny vavaka sy tenim-pahagagana ho anao 7:00 Outro