У нас вы можете посмотреть бесплатно Ny foto-diako ety an-tany_Hira Katolika Malagasy или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Welcome to our YouTube channel dedicated to Malagasy Catholic music! We are delighted to share with you an inspiring collection of religious songs from Madagascar. Our channel is here to offer you a connection to your spiritual heritage. Bienvenue sur notre chaîne YouTube dédiée à la musique Catholique Malagasy ! Nous sommes ravis de partager avec vous une collection inspirante de chansons religieuses en provenance de Madagascar. Notre chaîne est là pour vous offrir un lien avec votre héritage spirituel. #HiraKatolikaMalagasy #HiraKatolikaMalagasy #HiraKatolikaMalagasy 1 Ny foto-diako etý an-tany Handrehitra fitiavan-dehibe; Iriko sady mamiko indrindra Ny mba hotiavinao mandrakizay. Ry Tomponay malalanay tokoa, Ho maminay mandrakizay ianao; Ny fonay faly ny hiantso lava: Anao etý sy any an-danitra any. Ny fonay faly ny hiantso lava: Anao etý sy any an-danitra any. 2 Mba fantatrao va re ny fitiavana Nampidina ahy Tompo hankatý? Ho satrinao tokoa hidodododo Handrehitra ny fonao hankafy. 3 Ity 'lay fo notanterahin-defona Hahitanao ny fiadanam-po: Fa mpankahery ny mbola malemy, Sy mampitombo be ny zotom-po. 4 Ry fo maniry mafy te ho tiana, Manolo-tena mba ho solonay, 'Zahay no tokony hanolo-tena Ho anao Nahary sy Mpanjakanay.