У нас вы можете посмотреть бесплатно TAFALATSAKA LALINA II - NENINA или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Miarahaba atsika rehetra ! Efa nozaraina tamitsika teto moa ny fizarana voalohany tamin'ity tantara ity ka rariny dia rariny raha zaraina eto ihany koa ny tohiny. Ny indrokely anefa dia ity, nisy tsy tomombana/tdy ampy ny horonam-peo am-pelatanana noho ny antony tsy dia joe miankina amin'ny tena loatra. Nofenoina tamin'ny feon-kira ilay ampahany banga (17:00 - 23:00) ka indro ho tantaraiko amitsika ny andinindininy : Niantso an'i Hoby i Luc ny amin'ny tokony hanafaingananana ny raharahan'izy roa kely raha araka ny hetahetan'i renin'i Luc. Vita tokoa ny raharaha, efa amam-bolana nivadiana izy roa kely kanefa gaga ny renin'i Luc fa mbola mitoe-jaza foana i Hoby. Indray andro toa hoe mitoe-jaza i Hoby, nanao tsy netinety. Ny farany noentin'i Nenin'i Luc tany amin'ny toeram-pitsaboana. Tany no nampalalan'ny Dokotera tamin-dry zareo fa tsy mahatana zaza ny tranon-janan'i Hoby. Tezitra noho izany ity rafozany ka nandroaka azy fa hoe tsy mila vehivavy momba. __________________________________________ Hoatsika izay mitady an'ilay hira ô ! Ito ilay izy : • NENINA - Anjara Rakotozafiarison & St... Nenina - Anjara Rakotozafiarison & Steph Rambi