У нас вы можете посмотреть бесплатно Moa ve tia ahy ianao или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
👉 • Natsangan' Andriamanitra ny Tompo! Fihirana Vaovao p. "170 Vavaka sy Hira p. "773 Fihirana Hasina p. "115 Fihirana Dera p. "281 Moa ve tia ahy ianao Ka ho vonona hamahana ireo zanak’ondriko ? Eny, Tompo ô, fantatrao fa tiako Ianao Ianao mahalala ny zavatra rehetra Tompo ô Ka fantatrao tokoa fa tiako ianao Na mafy dia mafy ary sarotra ny adidy iantsorohako Ho toky maharitra ny fitiavako anao Nirinao hatrany aho ary mamiko ianao Moa ve tia ahy ianao Ka hiambina ny ondriko amin-kerim-po tokoa ? Eny, Tompo ô, fantatrao fa tiako Ianao Moa ve tia ahy ianao Ka hitondra ny reniondriko amin’ny lalam-pahendrena ? Eny, Tompo ô fantatrao fa tiako Ianao