У нас вы можете посмотреть бесплатно MAHAY NY ZAVATRA REHETRA by Gospel Gasy Dakar ( или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
MAHAY NY ZAVATRA REHETRA Misaotra anao izahay noho ny haben'ny fitiavanao Fa na tombonan'andro na fofon'aina tsy misy tsy nomenao Mahatsiaro sambatra heniky ny fitahina noho ny famindraponao Nahita ny herin'ny fifaliana ka misaotra Anao zahay Mahay manao ny zava-drehetra Ianao Andriamanitry ny fahagagana Famonjena, fiantrana, fo onena, famelana Aim-baovao fa fitiavana Ianao, fitiavana Ianao Mahay manao ny zava-drehetra Ianao Andriamanitry ny fahalalana Fitahina, fitondrana, fifaliana, famelana Aim-baovao fa fitiavana Ianao Mankasitraka, misaotra fa efa nanararaotra ny fanatrehanao Voakasiky ny herin'ny fanahy, zahay vavolombelona fa velona Ianao Tafatoetra tamana amin'ny firaisana amin'ny fanahinao Ilahatsahan'ny fanavaozan-tsaina velon'aina ka misaotra anao Mahay manao ny zava-drehetra Ianao Andriamanitry ny fahagagana Famonjena, fiantrana, fo onena, famelana Aim-baovao fa fitiavana Ianao, fitiavana Ianao Mahay manao ny zava-drehetra Ianao Andriamanitry fahalalana Fitahina, fitondrana, fifaliana, famelana Aim-baovao fa fitiavana Ianao Tombony ho ahy, Andriamanitra fanahy Manana anao, manana anao Fa fitiavana Ianao ka misaotra anao izahay R.Rasolondraibe