У нас вы можете посмотреть бесплатно Hiandry Anao | Tamby или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Horonantsary ofisialy "Hiandry Anao" by Tamby. Ity hira ity dia dikanteny malagasy ilay hira hoe "Wait on You" ny Elevation Worship sy Maverick City Music. Raha te hifandray aminay ianao : 👉 facebook.com/tamby43 👉 tiktok.com/@tamby4321 Lyric : EFA LEHIBE AHO KA TSY MINO ANGANO ANGANO FA NA IZANY AZA FANTATRO FA MISY MIHOATRA NO IZAHO EFA NAHITA AHO ARETINA NILAZANA AHY HOE TSY MISY AZO ATAO INTSONY FA TSY TAPITRA HATREHO METY HANJAVOZAVO AMIKO, NY FITONDRANAO NEFA NY VOADY HO TANAKO, AO ANATIN’NY ADY IZAY LAZAINAO DIA HO ATAONAO METY TSY HO ARAKA IZAY IRIAKO KANEFA HOY AHO IZAHO MBOLA HIANDRY ANAO IZAHO MBOLA HIANDRY ANAO NAHITA NY HATSARANAO HATOKY IREO TENINAO IZAHO MBOLA HIANDRY ANAO MPANDAHATRA NY FIAINANAY ENY, MIALOHA LALANA IANAO TSISY HAHALAZA NY HO AVY FA IANAO NO MITANA IZANY IZAY HEVERIKO TOA TSY AHIAKO HAIKO FA MARINA AMIKO IANAO MARINA IANAO ANDRASO NY TOMPO ANDRASO NY TOMPO IZY HANAVAO NY HERINAO KA HOY AHO HOE Dikanteny malagasy ©️ Cevam church ©️ Steven Furtick, Chandler Moore, Dante Bowe, Chris Brown, Tiffany Hudson and Brandon Lake ©2021 Music by Music by Elevation Worship Publishing, Chandler Moore Designee, Bethel Worship Publishing / Maverick City Publishing, Bethel Music Publishing / Maverick City Publishing Worldwide CCLI #: 7171578