У нас вы можете посмотреть бесплатно REY - TANY AMPIANARANA (Directed by Tsilavina.R_La St'art Project2025) или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Rey - Tany ampianarana (Clip officiel) Audio : @s6-jyzonthebeat785 Clip : @La st’Art project A/C : Rey Razafiharison Black’j Landry (Eland’B) (Mon ancien groupe) #Reyrazafiharison #HeyRey #Tanyampianarana Suivez moi sur Facebook: Rey.mg https://www.facebook.com/share/187czN... Paroles: Tadidinao ve isika tany am-pianarana ? Izaho mijery anao foana eo am-pilaharana Ny lesona rehetra tsy miditra ato an-tsaiko Ianao niriako mba hitoetra eto ankaikiko Ianao ilay olona tafiditra ato am-poko Ilay tsiky mamy tsy mety adinoiko Ka tsy zakako dia notoriako ilay fitia Dia namaly ianao hoe: "On reste amis" Tadidinao ve ilay teny iray hoe hiaradia mandrakizay Tena fitia nomeko anao, indrisy nolavinao Tadidinao ve ilay teny iray hoe hiaradia mandrakizay Tena fitia nomeko anao, indrisy nolavinao Dia nalahelo mafy ny foko Izao fona ve no hiainako eto antany Nanomboka teo dia nalavaloko ilay tantarany Dia nofafako tato an-tsaiko ilay anarany Vita atreo koa ny an-tsika sy ndri Tsara tsodrano avy amin'i Rey akia ndri Mbola hahatsiaro ahy ianao indray andro any Fa vita atreo aloha ny antsika dia mapamangy Dia vita atreo koa ny antsika dia mapamangy Ilay foko mora tohina nolazainao, ilay fitia tsy mety fa avelao Tena tsy tia ve sa mody mampifila? Ny foko ohatrany nodoranao ho kila. Tsy afa-misisika aho tsy afa-manohatra e! Ilay fitia kely no nanjary nitsoaka Nefa ny faniriako ho anao ho ratrizay Dia ianao no andefimandry mandrakizay Tadidinao ve ilay teny iray hoe hiaradia mandrakizay Tena fitia nomeko anao, indrisy nolavinao Lasa ianao tsy nahavita veloma Raha nandratra ity foko tsy mba nifona Ianao iny tantara taloha, nahoana no hibahana ato an-doha? Ilay fitiavako anao tsy mba nandainga, Fitia natopaky ny rivotra toa saina. Tsy andalovana ilay toerana nilazako hoe "Tiako Ianao" Maninona ny fitiavako natao an'izany? Raha nanaiky ahy ianao mety ho lasa tia ahy ihany Iny tantara iny tsy ho tantaraina, Fa tsy misy note iny raha tsaraina. Tadidinao ve ilay teny iray hoe hiaradia mandrakizay Tena fitia nomeko anao, indrisy nolavinao Tadidinao ve ilay teny iray hoe hiaradia mandrakizay Tena fitia nomeko anao, indrisy nolavinao