У нас вы можете посмотреть бесплатно Tsy ho diso fanantenana - Tanora Masina Itaosy (Clip) или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
TSY HO DISO FANANTENANA 1) Rehefa milamina ny fiainako toa tsy mahatsiaro Anao aho Ry Jesosy fitarainako, adala anie aho Dia indro Ianao mamerina ahy, mibitsik’isan’andro Ny tsorakazonao mananatra ahy, tsy sasatry ny miantso Ref1 : Tsy avelanao handeha irery aho raha miatrika ny ety Ny foko anefa dia malemy, ‘ndraindray maniasia Fa anarinao am-pahendrena tsy ho ratsy fiafarana (Choeur : Fa manaitra hatrany Ianao) Ka raha ho avy Ianao dia izaho no hitsena Tsy HO DISO FANANTENANA 2) Nanganohano aho raha nandinika ny lasako Jesosy ô! Ianao ‘Lay tsy nanilika ahy na ratsy aza aho Impiry Ianao manaitra ahy vao indro aho mahatsiaro ? Hiantorak’eo an-tratranao indray, hifikitr’isan’andro Ref2 : Ny vavanao raha vao miteny dia Hery sy Fitia Tsy sitrakao ny hisy ho very ‘reo ondry izay nania Fa antsoinao ombieny ombieny hahita fahazavana K’any am-parany any tsy maintsy hiteny hoe Tsy diso fanantenana Pont : Ny miaraka Aminao dia fifaliana Tsy maintsy misy koa ny hazo fijaliana Fa Ianao no manefy ahy, mikapoka sy manafay Nefa koa miaro indray raha sendra izay ady mahamay Ref1 : Tsy avelanao handeha irery aho raha miatrika ny ety (Fa Ianao no mitantana ahy) Ny foko anefa dia malemy, ‘ndraindray maniasia (Malemy aho indraindray) Fa anarinao am-pahendrena tsy ho ratsy fiafarana Ka raha ho avy Ianao dia izaho no hitsena Tsy HO DISO FANANTENANA Nanganohano aho raha nandinika Ny lasako Jesosy ô! Ianao ‘Lay tsy nanilika ity zandrinao TANORA MASINA ITAOSY A/C : LovaN (Mars 2025)