У нас вы можете посмотреть бесплатно Ila-voamena - Tantara an'onjampeo malagasy или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Moa mba maro amitsika ve no mahafantatra ireo vola rehetra fampiasa fahiny teto amin'ny Nosy tao alohan'ny Ariary? Mety maro ihany koa no tsy nahalala akory ny fisian'ireny, ka amin'ny alalan'ity tantara indray mihaino atolotra ho anao ity no ahafantaranao bebe kokoa momba izany, ilay vola fahiny misy sary akoholahy ao anoloana ary salohim-bavy ao ambadika. Mino izahay fa rehefa avy miheno ity tantara ity ianao dia tsy ho vao aminao intsony ny anaran'ireo vola sy ny solona vola fanaovana takalo fahiny. Ho azonay amin'izay ihany koa ny dikan'ireo fomba fitenenana faheno an-davanandro toy ny hoe "tsy manana na dia varirayventy aza". Variraiventy : Anaran' ny vakim-bola kely indrindra. mitovy lanja amin' ny voambary anankiray; ny sandany dia iray ampaharoapolo amby fitonjaton' ny ariary [Rajemisa 1985] http://motmalgache.org/bins/teny2/raj... Tantara nosoratan'i RABARISON Johnson Christian na Kalomba nampitondrainy ny lohateny hoe "ila vômena/ilavômena" no ho renesinao anio. Onjam-peo : Radio Fitahiantsoa Dago [RFD] 92.6 FM Sokajiny : tantaram-piainana mahaliana, mpamosavy Nanome aina ny tantara : Faly (Tahiana), Louise RAVELOSOA (Rabozy/Reniben'i Rivo), Ralala (Rahery), Christophe RABEARIMANANA (Rivo) Nanatontosa : Tsiky RAKOTOARIVONY Nndrindra ara-tekinika : Andry Tantara nitohy nandritry ny herinandro ity atolotra anao ity, noho izany tsy tantara mitohy intsony izy eto fa indray mihaino. Mihainoa finaritra tompoko ! #mpamosavy #anjoria #radiofitahiantsoadago