У нас вы можете посмотреть бесплатно Tiako ianao - Felaniary (Live Backstage SkyOne) или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Iaraha-mahalala, fantatrao tsara Fa matoa aho mijery anao maharitra Dia misy teny izay mba tiako ambara Saingy sadaikatra aho sy miahotra Mba faniriako e, tena mba tiako Raha avy hatrany dia hainao 'zay tiako atao Na tsy hiloaka akory aza ny vavako Indro omeko anao ny fitiavako Mba faniriako e, tena mba tiako Raha avy hatrany dia hainao 'zay tiako atao Na tsy hiloaka akory aza ny vavako Indro omeko anao ny fitiavako Raha ny ahy aloha efa ela no nitempo ho anao ny fo Efa ela aho no naniry ny iarahantsika roa Fa tsy mba sahy nilaza sy matahotra aho satria Manahy aho sao ianao tsy tia 'Zao aho mahita anao tsy haiko intsony izay atao Fa tena babonao , resy sy lasa adala anao Te hidradradradra mafy ho ren’izao tontolo izao Hoe TIAKO IANAO ! Iaraha-mahalala, fantatrao tsara Fa matoa aho mijery anao maharitra Dia misy teny izay mba tiako ambara Saingy sadaikatra aho sy miahotra Mba faniriako e, tena mba tiako Raha avy hatrany dia hainao 'zay tiako atao Na tsy hiloaka akory aza ny vavako Indro omeko anao ny fitiavako Raha ny ahy aloha efa ela no nitempo ho anao ny fo Efa ela aho no naniry ny iarahantsika roa Fa tsy mba sahy nilaza sy matahotra aho satria Manahy aho sao ianao tsy tia Anio tsy tana intsony, tapa-kevitra aho ny hilaza Ka na tsy hihaino ahy aza ianao maika aho hivazavaza Te hidradradradra mafy ho ren’izao tontolo izao Hoe TIAKO IANAO !