У нас вы можете посмотреть бесплатно Fameno - Tsara (clip officiel) или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Hira original faharoa nataon'i Fameno. Tsara no lohateny, manome voninahitra an'ireo Ray aman-dreny. TSARA (Fameno) Ataoko ahoana ny hangina Ataoko ahoana ny tsy hilaza Haneho fitiavana maromaro ho anareo oh Tsaroako feno hamamiana ny ankilanareo Papa sy Mama Fisaorana feno avy aminay zanakareo oh oh oh Na masiaka izy fa tsy atakaloko hafa Lehilahy mahery tahian-janahary ianao papa Izaho maniry mba ho ela velona ianao mama Fa ny fitiavana nomenareo tsy ho voafafa Tsara baba Ho tahian-janahary eh Tsara mama Iriko ho ela velo oh oh oh Tsara baba Ho tahian-janahary eh Tsara mama Iriko ho ela velo oh oh oh Na mangatsiaka, izy ireo no mampitafy Raha toa solafaka, ry zareo no mampitraka eh Naditry zah fa izy ireo nihafy Ka hiezaka izahay ny ho tsara Na tsy tonga lafatra eh Dia hankatoa an’ireo hanatranatra eh Mitondra ambavaka ho anareo Na mazava na maizina eh Na masiaka izy tsy atakaloko hafa Lehilahy mahery tahian-janahary ianao papa Izaho maniry mba ho ela velona ianao mama Fa ny fitiavana nomenareo tsy ho voafafa Tsara baba Ho tahian-janahary eh Tsara mama Iriko ho ela velo oh oh oh Tsara baba Ho tahian-janahary eh Tsara mama Iriko ho ela velo oh oh oh