У нас вы можете посмотреть бесплатно TENA BABO или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
👉 • ANTSON' ANDRIAMANITRA NY HO RELIJIOZY Tonony/feo MASS 1- Tena babon’ny fitiavanao tokoa izany fiainako, Tsy nahita tory aho fa nifoha vao maraina; Tena babon’ny fitiavanao tokoa izany saiko Izany no nanosika ahy hikalo izao hira izao: Tsy manenina aho Jesoa ô, manana Anao Isaorako lalandava ny Anaranao Ny foko mitempo ao anatiko ao: Noho Ianao Jesoa, Nametrahanao ny fitiavanao mandrakizay tsy ho lo Izaho kosa anefa ity manalavitra Anao Tsy manenina aho Jesoa… 2- Tena latsaka tanatiko tokoa izany antsonao, Ka nandrisika ahy hikaroka ny tavanao vao maraina; Tena latsaka tanatiko tokoa izany Teninao, Ka nanentana ny vavako hiventy izao hira izao: Tsy manenina aho Jesoa ô...