У нас вы можете посмотреть бесплатно Jade Ft. Sweet - Izaho sy Ianao [OFFICIAL VIDEO] with lyrics или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Jade Ft. Sweet - Izaho sy ianao Lyrics / Paroles : Intro Tsisy animba ny antsika.. Omeko anao ny paradisa.. Tsy ho avela angatsika.. Ho tafa fona ny antsika.. Jade Efa tsapa ny antsika sy ianao Ny asambarako manana anao Tsy ho vita'ny teny ka andao Ifanome fitia vaovao Ka ireo 'zay tsy mety avelao Fa ny antsika sy ianao no atao F'izao tsy mba andao anao F'ijanona eo anilanao.. No mampety ahy Mifampizara fitia mandrakizay Eo anilanao no mba.. Tiako isy ahy Aza avela hoe "Ilay 2 lasa 1" Hook Izaho & Ianao Tsisy animba ny antsika F'Izaho & Ianao Omeko anao ny paradisa F'Izaho & Ianao Tsy ho avela angatsika F'Izaho & Ianao Ho tafa fona ny antsika F'Izaho & Ianao.. Sweet Izaho sy ianao efa voa soratra Ra fianarana fitia, tsika no atao ohatra Aiko fa tsy vita vazo na manoratra Za tsy de mahay fa ra enao tsara ny vokatra Tsy aiko, fa mety izaho no tsara vintana Ra vao tsisy anao baby ny lanitra tsisy kintana Aiko fa enao aloha sipa mbola tsy tany Ka tiako mba izaho no fetombohany sy efarany Izaho ilay somary "be ny ditra, kely ny alahelo" Nefa raha ianao izaho tsy mila sipa 3 Izaho aloha potika @nao fa ny foko mba jereo Na ikozy "Tiako Ianao" in'100, Izaho tsy ho leo Ka mba jereo 'zay rehetra mba nataoko anao Izaho tsy hiova foh, izaho tsy andao anao Fa ny foko manontolo no omeko anao Ka ninoninona iseo izaho anilanao.. Jade No mampety ahy Mifampizara fitia mandrakizay Eo anilanao no mba.. Tiko isy ahy Aza avela hoe "Ilay 2 lasa 1" Hook Izaho & Ianao Tsisy animba ny antsika F'Izaho & Ianao Omeko anao ny paradisa F'Izaho & Ianao Tsy ho avela angatsika F'Izaho & Ianao Ho tafa fona ny antsika F'Izaho & Ianao.. Bridge Tsisy animba ny antsika.. Omeko anao ny paradisa.. Tsy ho avela angatsika.. Ho tafa fona ny antsika.. Izaho sy anao.. Hook (x2) Izaho & Ianao Tsisy animba ny antsika F'Izaho & Ianao Omeko anao ny paradisa F'Izaho & Ianao Tsy ho avela angatsika F'Izaho & Ianao Ho tafa fona ny antsika F'Izaho & Ianao.. Vous souhaitez voir d'autres CLIPS GASY avec des sous-titres ? Laissez vos suggestions en commentaire ou via ma page facebook. Facebook : https://www.facebook.com/andy.nicolas...