У нас вы можете посмотреть бесплатно Fa tsy hoe_Mgr Jean Paul RANDRIAMANANA_ANKALAZAO NY TOMPO_Hira Katolika Malagasy или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Welcome to our YouTube channel dedicated to Malagasy Catholic music! We are delighted to share with you an inspiring collection of religious songs from Madagascar. Our channel is here to offer you a connection to your spiritual heritage. Bienvenue sur notre chaîne YouTube dédiée à la musique Catholique Malagasy ! Nous sommes ravis de partager avec vous une collection inspirante de chansons religieuses en provenance de Madagascar. Notre chaîne est là pour vous offrir un lien avec votre héritage spirituel. #HiraKatolikaMalagasy #HiraKatolikaMalagasy #hirakatolikamalagasy 1. Fa tsy hoe hahita ny rano fisotro Higoka ny mamy ho anao samirery Tsy izay no manosika antsika isan’andro Fa raha izay e, fitiavan-tena 2. Tsy hoe manan-tena ny takalom-patsa Tsy hoe sasa-miandry ny atero ka alao Tsy izay no mangaika hitiavana ny olona Fa raha izay e, fitiavan-tena Fiverenana Jesoa Kristy Tompontsika ô, Raha nihaona tamin’ilay samaritana Izy Andriamanitra nanaka-dresaka Resaka hatrany amin’ny ati-fanahy Dia tonga hanazava ny fo sy ny saina ô, Hangetaheta ny fiainan’ny Tompo Teraka teo ny fanantenana hangetaheta ny fiainan’ny Tompo 2x Jesoa Kristy tompontsika ô, Ankehitriny izy mitady anao Izy no tonga mitafa aminao Resaka tsotra ilazany hoe: Raha fantatrao manko ny fanomezan’Andriamanitrao, Raha fantatrao ô, Dia ho ianao no hangetaheta ny fiainan’ny tompo 2x Jesoa Kristy Tompontsika ô, dia fanomezan’Andriamanitsika Jesoa Kristy Tompontsika ô, Fiainantsika Izy e, 3. Fa tsy hoe hitsipaka ny ara-panahy Hanidy ny fo tsy hidiran’ny Tompo Tsy izay no mampiadana antsika olombelona Fa raha izay e, kipantsona foana 4.Tsy hoe toy ny sakamalao sy havozo Tsy hoe sasanangy mandrirotra ho azy Tsy izay Izy Tompo sy ny fiainantsika Fa raha izay e, kipantsona foana