У нас вы можете посмотреть бесплатно ⏱️ MINUTE CONSEIL BY FIHARIANA - Lantonirina ANDRIANARY [Assurances Aro] или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Singa iray tena manan-danja ary tsy afaka misaraka amin'ny asa fandraharahana sy ny fampiasana vola amin'ny ankapobeny ny resaka fiantohana na ilay antsoina hoe "assurances". Fa inona marina anefa no tena ilana ny fiantohana ho an'ireo mpandraharaha malagasy ? Inona avy ihany koa ny zavatra azo arovana amin'ny alalan'ny fiantohana ? Ary inona avy ireo karazana tolotra fiantohana azon'ireo mpandraharaha malagasy sitrahana ? Araho ao anatin'ity horonantsary ity ny fanazavana sy torohevitra vitsivitsy entin-dRtoa Lantonirina ANDRIANARY, Tale Jeneralin'ny tranompiantohana ARO. #Fihariana #MinuteConseil #Madagascar