У нас вы можете посмотреть бесплатно FFPM 426 – Nanatona Anao, Mpanavotra ô или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
"Nanatona Anao, Mpanavotra ô" - Hira FFPM 426 Mazotoa mamerimberina sy mianatra ireto hira FFPM ireto any an-trano. Dia mba samy mahay be toa azy ireo daholo isika manerana ny isam-piangonana any rehefa mihira amin'ny fotoam-pivavahana 🙂 FFPM 426 – Nanatona Anao, Mpanavotra ô, 1. Nanatona Anao, Mpanavotra ô, Ny olo-mahantra fahiny Ny rofiny be, ny senton’ny fo Naneho fa soa no niriany ! Tsy nety ho sasatra Ianao, Tsy nisy nolavina akory ! Fa samy nandray ny indrafonao, Ka ravo ny olona ory ! 2. Manatona Anao, ry be indrafo, Ny olo-mahantra anio, Fa be siasia sy reraka am-po Ka raisonao ankehitrio ! Ny maty omeo aina vaovao, Ny sasatra ampiadano, Ny masonay jamba mba hazavao Ny rofin’ny fonay sitrano ! 3. Ka rahatrizay hanatona Anao Ny tsy ho farofy intsony, Fa hisy ny Alahady vaovao Ka sitrana tsara ny fony ! Izay tany soa misy Anao No hisy ny olonao koa, Hahita ny voninahitrao ao, Ry Zoky malala Tsitoha ! Source: video Fandaharana Teny Soa Mahafaly viva madagascar