У нас вы можете посмотреть бесплатно Ny Hoavin'ny Lanitra sy ny Hoavin'Izao Tontolo Izao | FAFIMT или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Amin'Izao Vanim-potoana Izay Soloin'ny IA ny Zavatra Rehetra, ny Lanitra Ihany no Tsy Miova. Amin'izao vanim-potoana izay isoloan'ny IA ny asan'olombelona izao dia mihavery tsikelikely ny toerany ny olombelona. Amin'izao vanim-potoana izay azo soloina amin'ny alalan'ny IA ny fitsaboana, ny fiarovam-pirenena, ny fanabeazana, ary na dia ny sehatry ny zavakanto sy ny literatiora aza, dia tsy maintsy mino ny fampanantenan'Andriamanitra ny olombelona mba hanana hoavy sambatra mandrakizay. Ny Fanekena Vaovao Tandrina ao amin'ny Fiangonan'Andriamanitra no Fampanantenan'Andriamanitra ho an'ny Fanjakan'ny Lanitra Ny hoavy any an-danitra izay antenain'ny olombelona rehetra dia ao amin'ny fanekena vaovao izay nampianarin'Andriamanitra antsika. Ny antony nahatongavan'Andriamanitra Ray sy Andriamanitra Reny teto an-tany amin'ny maha-Fanahy sy Ampakarina Azy dia satria efa nahita mialoha ny faran'izao tontolo izao Izy Ireo ary te hanome ny olombelona hoavy sambatra mandrakizay. Izay manambara ny farany hatramin'ny voalohany, Ary nanambara hatramin'ny ela izay tsy mbola natao akory— Dia Ilay manao hoe: Ho to ny fikasako, Ary hefaiko ny sitrapoko rehetra, Isaia 46:10 Izay efa nampahaleo anay koa ho mpanompo amin'izay fanekena vaovao, nefa tsy amin'ny soratra, fa amin'ny Fanahy; fa ny soratra mahafaty, fa ny Fanahy no mahavelona. 2 Korintiana 3:6 [Ity lahatsary ity dia manana zon'ny mpamorona avy amin'ny Fiangonan'Andriamanitra Fikambanana Iraka Maneran'tany. Voarara ny fanaovana kopia sy fizarana tsy nahazoana alalana.] 〖Fiangonan'Andriamanitra Fikambanana Iraka Maneran'tany〗 https://watv.org 〖WATV Media Cast〗 https://watvmedia.org/en