У нас вы можете посмотреть бесплатно 14 Ny manana hono (tsy havan'ny ory) или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
T & F: Ranaivo-Ranarivelo. Velomin'i Fidimalala sy Geba (R'imbosa). Piano: Mbosa. NY MANANA HONO Dô dia A + D (na Ab+Db) A-B-A A. Ny manana hono tsy havan’ny ory Tsimbotry sy adrisa tsy miara-matory Ny omby mahia ilaozan’ny maro Ny soa sy ny ratsy tsy tsara miaro B. Rehefa misidina ambony Ny vorona manana akany Dia tsy mba heveriny intsony ‘lay morom-parihy nialàny Niavona mantsy ny fony Fa efa tafaniky ny avo Dia tsy mba heveriny intsony ‘lay morom-parihy mavomavo Hangina ’lay morom-parihy Hangina ny morom-parihy Hizaka ny onja misesy Mba satriny ve tsy handihy Kanefa hankaiza, hankaiza fa resy. (DC) Ranaivo RANARIVELO