У нас вы можете посмотреть бесплатно Soloy fitia - Mahaleo или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Soloy fitia Izay tsy manana olon-tsy tiana Tsy mila ady, tsy mirongo fiadiana Fa ny fitia no mameno ny tànana Afafy ho an’izay tsy manana Fitia ihany koa no hanoherana bala Hasetry ny hantsin'ny mpankahala Koa aza mihizihizy, Manàna fon’ankizy, Mahaiza mitia! Ny fitia anie ka mety mitombo, Azo rangitina raha mila ho dombo Satria izy no solon’ny tady Raha sanatria latsaka an-kady Izy koa no hany azo hamaharana Raha tady hoa rendrika ny hasambarana Koa aza mihizihizy, Manàna fon’ankizy, Mahaiza mitia! Ireo basy sy tafondro Tsentseho hangina Ialao, hadinoy ny habbibiana Ireo heloka azo ariana Soloy fitia Hidio ireo rano Nitondra haratsiana Fitia no avelao hikoriana Endaho ny ratsy nitafiana Soloy fitia Ny fitia anie ka efa ao anaty Nefa kolokoloy mba tsy ho faty Satria izy mila hafanana Ny fonao vohay hidanadana Izy koa mety ho lò, lasa lomorina Raha toa ny afony ratsy sorona Endaho zay lobolobo Hafahafany hiroborobo Fa ngeza ny fitia Ny tabataban’ny basy Hanjary ho vazo Ny bala ho lasa vonikazo Ny tsy mitovy, hifankahazo Satria hifankatia