У нас вы можете посмотреть бесплатно N'inona n'inona hitranga Jesoa - Fihirana 488 или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Na inona na inona hitranga Jesoa (Fob Frijo) 1. Na inona na inona hitranga, Jeso! Na ny lanitra ho manga, Jeso! Na ho maloka mangina, Jeso! Dia ho feno fifaliana, Jeso! Fiv : Ny fotoana dia handalo, Jeso! Fa tsy hisy hampimalo, Jeso! Raha miorina ao am-poko, Jeso! Ilay fitiavanao inoako, Jeso! 2. Raha jereko ny andro lasa, Jeso! Tao ny tsiky, tao ny ratra, Jeso! Nefa Hianao, Ilay Mpampahery, Jeso! No nambomba sy nijery, Jeso! Ny fotoana, sns… 3. Ny ho avy antenaiko, Jeso! Mbola ho fifalian’ny saiko, Jeso! Ny hasasarako hisava, Jeso! Ny harivako hazava, Jeso! Ny fotoana, sns…