У нас вы можете посмотреть бесплатно i-mody или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Leo ny mandainga ho anao hono izy, ilay mody atao hoe izao Leo ny mamitaka ny havany izy, maratra ny ao anaty fony ao Leo ny manoroka anao hono izy, ilay mody atao hoe tia Manaintaina, mijaly, tomany, marary nefa dia tsy maintsy hafenina ery Iny mariazy iny ihany no mahatonga azy mbola eo ihany Rehefa iny aloha ny hazo fijaliany na tsara na ratsy iny, iny ihany rehefa iny Iny alitara iny ihany no mahatonga azy mbola eo ihany Ny dikany ilay hoe ho doria tsy maintsy miaritra ery rehefa misy mania Leo mitaraina aminao hono izy ilay mody atao hoe niova fo Leo ny fosan'ireo namany izy sady menatra no marary an-doha Miandrandra mafy an'izany hono izy hoe iny ianao mba hiova tokoa Fa ho ataony avokoa izay sitraponao raha izay no tianao