У нас вы можете посмотреть бесплатно Efa maty noho ny @ ota fa velona ho an'Andriamanitra hianao (Pasteur Razafiarison Emilien) или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
MANOME RARINY NY OLOM-BOAFIDINY NY TOMPO 1. Fa Andriamanitra tsy hanome rariny ny olom-boafidiny va, izay mitaraina aminy andro aman'alina, ary moa hitaredretra va Izy ? 2. Indro, Andriamanitra tsy hanary ny olona tsy manan-tsiny ary tsy hitantana ny mpanao ratsy. 3. Nahoana no miteny ianao, ry Jakoba ô, ary milaza ianao, ry Israely ô, hoe: "Miafina tsy hitan'i Jehovah ny lalako, ary mihelina tsy hitan'Andriamanitro ny rariny tokony ho ahy ? " 4. Nahoana no mitanondrika ianao, ry fanahiko, ka mitoloko ato anatiko ? Manantenà an'Andriamanitra ianao, fa mbola hidera Azy ihany aho noho ny famonjen'ny tavany. 5. Jehovah ô, mandra-pahoviana no mbola hanadinoanao ahy ihany ? Mandra-pahoviana no mbola hanafenanao ny tavanao amiko ? 6. Hataoko ahoana e no fahafoy anao, ry Efraima, na ho fanolotra anao, ry Israely ! …Onena ny foko, mafy loatra ny alaheloko. 7. Zanako mahafinaritra va i Efraima, zaza malalako va izy, no dia fatra-pahatsiaro azy isaky ny mitezitra azy Aho ? Noho izany dia onena azy ny foko; hamindra fo aminy tokoa Aho, hoy Jehovah." 8. "Handeha hody any amin'ny fitoerako Aho ambara-piaikiny ny helony sy hitadiavany ny tavako.rehefa azom-pahoriana izy, dia hitady Ahy fatratra." 9. Ry Israely ô, miverena amin'i Jehovah Andriamanitrao,fa lavon-keloka ianao. 10. "Miverena, ry zaza mpiodina", hoy Jehovah. "fa Izaho ihany no vadinareo. 11. "Raha hiverina ianao, ry Israely, hoy Jehovah, dia ho Amiko no hiverenanao, ary raha hanaisotra ny fahavetavetanao tsy ho eo imasoko ianao, dia tsy hivezivezy foana. 12. Ary hofofoiko ho vadiko mandrakizay ianao, eny, hofofoiko ho vadiko amin'ny rariny sy ny hitsiny ary amin'ny fitiavana sy ny indrafo ianao; 13. Tsy avy hiantso ny marina Aho, fa ny mpanota mba hibebaka." 14. Izay rehetra omen'ny Raiko Ahy no hanatona Ahy; ary izay manatona Ahy dia tsy mba holaviko mihitsy. 15. Raha miaiky ny fahotantsika isika, dia mahatoky sy marina Izy ka mamela ny fahotantsika sy manadio antsika ho afaka amin'ny tsy fahamarinana rehetra. 16. Aza matahotra ianao, ry Jakoba mpanompoko, hoy Jehovah, fa momba anao Aho; fa na dia levoniko aza ny firenena rehetra izay nandroahako anao, ianao tsy mba holevoniko, nefa kosa mba hanariko araka ny antonony ihany ianao, fa tsy dia havelako fotsiny. 17. Ary hodioviko ho afaka amin'ny helony rehetra izy, izay nanotany tamiko; ka havelako ny helony rehetra, izay nanotany sy niodinany tamiko. (1) Lioka 18 : 7 (2) Joba 8 : 20 (3) Isaia 40 : 27 (4) Salamo 42 : 5 (5) Salamo 13 : 1 (6) Hosea 11 : 8 (7) Jeremia 31 : 20 (8) Hosea 5 : 15 (9) Hosea 14 : 2 (10) Jeremia 3 : 14 (11) Jeremia 4 : 1 (12) Hosea 2 : 21 (13) Lioka 5 : 32 (14) Jaona 6 : 37 (15) I Jaona 1 : 9 (16) Jeremia 46 : 28 (17) Jeremia 33 : 8 Vatomandry 29 Septembre 2020 A). MES 4 PAGES FACEBOOK : 1. MES VERSETS BIBLIQUES PREFERES DR: / mesversetsbibliquespreferesdr 2. MES ESPACES EVANGELIQUES DR : / mesespacesevangeliquesdr 3. MES VIDEOS EVANGELIQUES DR : / mesvideosevangeliquesdr 4. TSARA NY TOMPO ISANANDRO : / tsaranytompoisanandro B). MON SITE EVANGELIQUE : https://caldenmadagascar.wordpress.com/ C). MES COORDONNEES ET MES RESEAUX SOCIAUX : 1. NUMERO TELEPHONE / WHATS APP : +261. 34.09.759.39 2. E- MAIL : doc.rivolala@gmail.com 3. ADRESSE : Vatomandry MADAGASCAR 4. LINKED IN : / doctor-rivolala-andrianantoavina-5199594b 5. TWITTER : / docrivolala 6. INSTAGRAM : / rivolalaandrianantoavina 7. FACEBOOK : / rivolala.andrianantoavina 8. PEARLTREES : http://www.pearltrees.com/rivolala 9. ASSOCIATION CALDEN : http://caldenmadagascar.blogspot.com/... JESUS VOUS AIME. QUE DIEU VOUS BENISSE ABONDAMMENT