У нас вы можете посмотреть бесплатно Feno Fisaorana - Amboarampeo Faravohitra или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Paroles: Ho amin'izay niantsoanao ho tena iray Ho amin'izay nitahianao ny fiainana hatrizay Toloranay ny fisaorana erampo erampanahy Raha izay fandaharanao tsy asiana ahiahy Fa ampoka ny fahasoavanao ny fiainana ry Ray Indro faly ny fony sy velombelona ampanahy Indro raiso indray ny fanolorantenanay ho Anao ry Kristy Ray Fa feno izao ny fisaoranay Aoka hiraraka ao amponay ny fiadananao ry Kristy Ray Fa feno izao ny fisaorana Fa fenoinao fanambinana izao ny andronay. Aminao koa no hanankinana ny hoavinay rahatrizay. Ka n'inona n'inona ady sarotra tsy ataonay mampanahy Tsy asina ady varotra tsy asiana ahiahy Fa ampoka ny fahasoavanao ny fiainanay ry Ray Indro faly ny fony sy velombelona ampanahy Indro raiso indray ny fanolorantenanay ho Anao ry Kristy Ray. Fa feno izao ny fisaoranay. Aoka hiraraka ao amponay ny fiadananao ry Kristy Ray Fa feno izao ny fisaorana Ianao ry Ray Mpandahatra tena mahay