У нас вы можете посмотреть бесплатно manda sea food Andranomena или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Tsy mitsahatra mivoatra amin’izao fotoana izao ny toeram- pisakafoana avo lenta eto amintsika isan’izany ny Food Court eto Andranomena Ex Pacom . Toera-pisakafoana maromaro no mitambatra eto ary samy manana ny mampiavaka azy . Na dia somary kely aza ny toerana dia ezahana ny hanafaingana ny fandraisana ny mpanjifa . omena tolotra miavaka ny mpanjifa mandritra ity herinandro ity ka isan’izany ny Plat à 10mille Ar . Misokatra foana ny toeram-pisakafoanana ny Alatsinainy hatraminy Alahady . Ankoatra ireo manao service traiteur ihany koa ny Manda sea food ,mikarakara sakafo ho an’ny lanonam-panakaviana sy ny maro hafa Marihina fa manaraka fenitra eropeana avokoa ny hazan-dranomasina rehetra haroso ny mpanjifa , saingy rehefa tsy mety amin’ny fahasalamana dia tokony ajanona . A VOIR AUSSI : http://gasikara.info / gasikara.info