У нас вы можете посмотреть бесплатно ♫ Deraina Jesosy - Corban Worshipers или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Music + tehaka MM : Ny olon-drehetra Manam-pofon’aina Derao Jesosy Derao Jesosy And 1- (x2) Hidera an’i Jesosy aho N’aiza n’aiza misy ahy, yeah ! Eny hidera an’i Jesosy aho Amin’ny fo sy Fanahy, yeah ! Raha velona koa aho Dia hihika mafy hoe REF (x2): Deraina sy ankalazaina, Ianao Jesosy And 2- (x2) Ny andrefana, avaratra Ny atsimo, atsinanana Ndao hiara hankalaza Azy F’efa resiny ny fasana Raha faly ary isika Dia hiara hihika mafy hoe REF (x4): Deraina sy ankalazaina, Ianao Jesosy MUSIC Pont- (solo) (x2) Derao amin’ny fifaliana Sy amin’ny fihobiana Velona ny Tompo Mpamonjy anao Pont- (Ensemble) (x2) Derao amin’ny fifaliana Sy amin’ny fihobiana Velona ny Tompo Mpamonjy anao REF (x8): Deraina sy ankalazaina, Ianao Jesosy MM : Ny olon-drehetra Manam-pofon’aina Derao Jesosy Derao Jesosy #Paska2025 #ZionFaithTube #corban #worshipers #CorbanWorshipers #BetelaAlasora #ElevationWorship #praise