У нас вы можете посмотреть бесплатно Tsy menatra (POOPY-LOLA-NJAKA-HIRAH) или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Toa lany henatra efa tsy menatra e! He izato ianao mbola mizahozaho Kanefa hita anie f'efa vita hatreo Raha ny momba anao fa tofoka aho Toa lany fahendrena mihenahena Efa tsy tiana tsy mahay mangina Ny tenanao aza tsy omenao haja Ka nahoana izaho no hihaino anao Sao dia heverinao Ho very fanahy toa anao anie aho Reo hadalanao tsy niafina tamiko Nihafy ihany aho,maika ianao e! Nihamafy fo Eh!eh! Fay lany andro aho Niandry anao mba hiova hay moa Tsisy fetra ny setrasetra toa zary toetranao Teo hatrizay e!tsy hita izay mba vitanao Raha ny toky efa voky ny resakao aho Eh! eh! fay ampy izay Tsaratsara tsy miaraka Avelao aho hanatsara ny fiainako sy ny ho aviko.