У нас вы можете посмотреть бесплатно Zahatany 11 Mai 2024 |Visite à Tsitialeretsy et les services écosystémiques du barrage Andekaleka| или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Zahatany 11 Mai 2024: fitisidihana tany Tsitialeretsy sy Andekaleka ao amin'ny Faritra Arovana Corridor Ankeniheny Zahamena Ato anatin'ny fandaharana no ahitantsika toerana voajanahary manana ny maha izy azy na ilay antsoina hoe "super pouvoir de la nature" rehefa nitsofoka ny aty alan'i Tsitialeretsy sy fisian'ny tohadrano ao Andekaleka mpamatsy herinaratra ny Renivohitry Madagasikara izahay Tsy mandeha ny GPS sy ny Boussole ao Tsitialeretsy, misy kalanoro monina koa ao hoy ny mponina ao an-toerana, marihina fa izahay eto amin'ny Zahatany no fandaharana amin'ny fahita lavitra nanao fanodinana fandaharana tao Tsitialeretsy voalohany Raha sanatria miha potika ny aty ala ao amin'ny Tandavanalan'Ankeniheny Zahamena dia tsy isalasalana ny hampihantona ny famatsiana herinaratra avy ao Andekaleka sy hanelengelenan'ny "delestage" foana ny andavanandrom-pianantsika Andao hiara hiaro ny aty, andao hiaraka aminay hizaha Faritra Arovana ato amin'ny Corridor Ankeniheny Zahamena #EnRoutepourlesAiresProtégées #TandavanalaAnkenihenyZahamena #FAPBM