У нас вы можете посмотреть бесплатно ISAORANAY (Bessa) 1990 - Orchestre Miksolydien или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Izay hinoako ho fahasoavana Nokatsahiko hatrizay Ny fahasambarana notadiaviko Ny bitsiky ny foko ao Ny tsiky iainan’ny fisiako Ny hehy irian’ny fifaliako Nomenao ahy daholo izany Tamin’ny androm-pahoriako. Fiv : Hisaoranay ianao Andriamanitra Tsitoha Ny fanahinay izao Injao miainga, tafafoha Ny talenta avy Aminao Mipololotra tsisy fetra Hisaoranay ny Anaranao Amin’ny andronay rehetra. Misy namana nitsabo Nositraninao fony narary Nampiononinao teny am-pamohizana Sy tamin’ny ora nampijaly Nomenao saina mahay mitraka Tamin’ny fotoan’ady Ny fitiavanao nandresy Tsy mba folaka angady. Voa tsinampy kely ihany Ny finoana izay ananako Nefa dia ho ezahiko mba hitombo Izany ary ho tanako Izaho izay, ilay manantena Omenao valiny tokoa Amin’izay fiainako ho avy Matoky Anao aho ao am-po. Bessa.