У нас вы можете посмотреть бесплатно Ny Réseautage sy ny relation - Fanalahidin'ny fandraharana 2 - Fandaharana Mianatra Mahomby или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
NY RELATION SY NY BUSINESS... Rehefa hanontaniana ireny mpanao "business" ireny hoe: inona no fanalahidinao dia miteny daholo hoe: za manana "relation" be dia be. Amin'izao fotoana izao, tsapako be ny fahamarinan'io teny io; Saingy tsy ampy ny hoe manana "relation" fotsiny, fa mila fahaizana koa ny mampiasa "relation". Hizara aminao fanalahidy indray aho amin'ny alalan'ity video ity... fanalahidy izay nanova tantaram-pianana société maro teto Afrika, fanalahidy izay inoako fa hitondra fahombiazana ho anao. (Raha liana ianao dia manasa anao aho hi'partager an'ity post ity.) #mianatra #mahomby #fanalahidy #fandraharana