У нас вы можете посмотреть бесплатно HANARAKA ANAO ( Fenitra ) 🇲🇬 Revival Messengers featuring YPO или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
HANARAKA ANAO / ( Fenitra ) Revival Messengers featuring YPO🇲🇬 written by Joïca Razakavonison Singer : Fenitra Dinah Arrangement : Joïca, YPO, Nathan ( N Audio ) Direct by Finaritra Andriamitantsoa Couplet Tsy teny amin’izao fotsiny Tsy adidy tsy henamaso No hasahiako miteny hoe tiako Ianao Fa safidiko mihitsy Na ho lafo aza ny vidiny Na ho halan’ny hafa aho noho Izy Fa mbola Hira foana hoe tiako Ianao Tiako I Jesosy Pré-chorus Hijoro foana aho ho Anao Na sarotra aza hanaraka Anao Ny foko babonao Hatramin’ny farany izaho Ianao Refrain Hanaraka Anao aho Ninona fisedrana Ho anilanao foana aho Izaho tsy hiala Na izaho irery sisa no hivavaka Hanaraka Anao aho N’aiza n’aiza hisy Anao Dia ho eo foana aho Tsy azo sarahina Aminao intsony aho mandrakizay