У нас вы можете посмотреть бесплатно ASA FANATSARANA NY TSENAN'NY ANKORADAVA или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Nohajariana mifanaraka amin'ny filan'ny vahoaka sy ny mpivarotra ny toeram-pivarotana eo ivelan'ny tsenan'ny Ankoradava mba hisorohana ny fijalian'ny vahoaka amin'ny fahatongavan'ny rotsan-korana. Mendrika ny vahoaka ny hiaina ao anatin'ny fahadiovana ato amin'ny tsenan'ny Ankoradava satria dia maro isika vahoaka no mifamezivezy miantsena ato ankoatran'ireo mpivarotra mivelona ato amin'ity toerana ity ka rariny raha nandray andraikitra ny Kaominina hanadio sy hametraka lamina mba ho fanatsarana ny toerana na dia mbola ao anatin'ny asa fohy ezaka aza no natao ary miezaka hatrany isika mandeha makany amin'ny tetikasa lavitr'ezaka satria dia vavolombelon'ny asa tokoa ny bainga hoy ny Ben'ny Tanàna Andry ANDRIAMAHASORO.