У нас вы можете посмотреть бесплатно Fa Angaha - Felaniary sy Lilie - Clip officiel или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Fa angaha Fa angaha moa fantatrao ny amiko Fa angaha koa hainao ny tantarako Mba fantatrao ve izay ho tanjoko No avy hatrany dia noraisinao Nanorotoro sy nambabo anao Notehirizinao tam-ponao tao Ilay fitia izay nomeko anao Raha tianao ho fantatrany marina Momba ny fitia izay natolotrao Niniako tsy mba nofantarina Ny momba anao sy izay tantaranao Ny avy hatrany dia nanaitra ahy Ny masonao izay mibanjina ahy No nahababo ahy Fa tiako fotsiny tsisy hoe nahoana Tsy mila fanazavana, tsy nangalako fotoana Ny tena fahasambarako dia efa fantatrao ihany Dia ny ho eo akaikinao hatrany Tsy mila hadihadiana, tsy asiana fanontaniana Izaho efa tia, ianao koa tia ahy Raha tianao ho fantatrany marina Momba ny fitia izay natolotrao Niniako tsy mba nofantarina Ny momba anao sy izay tantaranao Ny avy hatrany dia nanaitra ahy Ny masonao izay mibanjina ahy No nahababo ahy Ianao sy ny momba anao rehetra Na tsy lazaina aza dia efa fantatro Fa tiako fotsiny tsisy hoe nahoana Tsy mila fanazavana, tsy nangalako fotoana Ny tena fahasambarako dia efa fantatrao ihany Dia ny ho eo akaikinao hatrany Fa tiako fotsiny tsisy hoe nahoana Tsy mila fanazavana, tsy nangalako fotoana Ny tena fahasambarako dia efa fantatrao ihany Dia ny ho eo akaikinao hatrany Tsy mila hadihadiana, tsy asiana fanontaniana Izaho efa tia, ianao koa tia ahy