У нас вы можете посмотреть бесплатно Kolikoly eo anivon'ny ady tany или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
#Transparency International izay fivondronana tsy miankina niforona tamin'ny taona 1993 tany #Alemagne ary i : Peter Eigen no nanomorona azy io . Nifantoka indrindra tamin'ny ady amin'ny kolikoly ataon'ny #Governemanta sy ny andrim-panjakana manerantany , araka ny laharana misy an'i Madagascar raha resaka kolikoly no jerevana dia eo amin'ny laharana : 25/ 100 zany hoe 149 éme ao anatin'ny firenena 180 . Tany amin'ny taona 2012 izy no nahazo ny laharana 32/100 . Raha ny ivo-toerana izay tena iharan'io kolikoly io kosa raha araka ny navoakan'ny #AFROBAROMETER izay vondrona tsy miankina aty Afrika izay manao fikarohana sy tombatombana manokana mikasika ny kolikoly ihany dia ny ao anivon'ny : #Mpitandro ny filaminana no mitazona ny laharana voalohany ahitana kolikoly avo indrindra ao #Madagascar , ny manaraka azy dia eo anivon'ny {Fitsarana ary eo anivon'ny #Governemanta sy ireo #Fonctionnaire izay manodidina ny #Governemanta no toerana itrangan'izany kolikoly izany . Mikasika izay resaka kolikoly izay indrindra dia : aseho antsika ity horonantsary iray ity izay mikasika manokana ny resaka kolikoly eny an'ivon'ny #Fitsara amin'ny resaka #Ady tany . #Olàna niainan’ny fianakaviana maro tato anatin’ny folo taona farany ny ady tany. Nahitana izany avokoa ny faritra rehetra hatramin’izay ary tsy nisy afa-niala ny sarangam-piarahamonina isan-tsikajiny fa saika voadona daholo. Antony isan-karazany no miteraka ny olana saingy misy ihany fototra itovitoviany, indraindray. Itarainan’ireo voadona amin’izany, matetika, ny fanamparam-pahefana sy ny fananam-bola, ahafahana mibaiko ny sampandraharaham-panjakana sasany toy ny fitsarana sy ny fananan-tany sy ny sisa. Mazotoa mijery hatramin'ny farany , manome fotoana anao indray tsy ho ela. Carrozza Heliarisoa .