У нас вы можете посмотреть бесплатно KEMYRAH - MOSAVY (OFFICIAL AUDIO) Prod. by RASPO или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
CLIP OFFICIEL : • Kemyrah - Mosavy (Clip Officiel) The new single Lo-FI after Mpandalo. A title produced by the Slovenian beatmaker Raspo Beats. Flawless Music Ent. Flwls Gng © Flwls Records Master & Mix by Satinou DOWNLOAD AND STREAM Spotify ✅ https://open.spotify.com/album/05c4Ix... Deezer ✅ https://deezer.page.link/c1YDG4BtwuBn... Apple music ✅ / mosavy-single Abonnez-vous : 🔴 PAROLE MOSAVY 🔴 Gaga aho fa toa lasa tiako be zany nao F'inana ny zavatra niseho , inona ny zava-tsy haiko? Toa zavatra tsy takan'ny saiko mba azavao Inona ny zava-misy, Manina aho no ohatran'zao? Fa natao inona aho? Mikoronana be ny saiko Raha vao tsy miaraka sy miresaka aminao dia marary be ny aiko Tena tsy aiko, ohatrany very saina aho Ohatrany azon-javatra raha tsy eo ianao malaina aho Ny anaranao no miverina eo Na ny akamako aza indraindray efa hoe leo Hoe vao mamoaka feo tsisy afatsy ny mombanao Hoe za tia anao, indraindray za mi-delire anao Feno anao hatrany anatin'ny Fb Ny sarinao no feno hatrany anaty Pdp Ohatrany mapme hoe za ve no lasa ohatran'izao Tsy mandraharaha hafa intsony aho f'efa eo ianao Tsy vao androany fa hatramin'izay niarahatsika sy enao De ohatrany tiako ho fenoina ny tany Ny antsika roa koa anie tsy kilalao Sa hoe tsy izany? Tena hoe zany, ianao ilay volamena latsaka an-tany Vady andefimandry ianao raha misy manontany Ianao rehefa eo anilako tsy miodina ny tany Ohatrany zany no toa mi-delire.. Vao miheritreritra ny tavanao dia mirana Tsy haiko intsony, sao dia asan-demony? Natao inona ary aho? Nataonao inona ary aho ty? Lasa tiako be nao, lasa tiako be nao Tsy maha boto tsy maha gang fa hoe tiako be nao Tiako ho maman'ny zaza ho ravaky ny tokatrano Lasa tiako be nao dia za ohatrany voan'ny Mosavy e Hatramin'izao mamon'ny fitiavanao toa tsy mety misava e Mety voararan'ny lalàna nefa za toa miangavy Hoe ho gadraiko anatiny foko mihitsy ianao io viavy e.. Mazana ilay Mosavinao, satria tianao ho anaty hoavinao za Tsy ho afa-bela aminao eto intsony aho... Mazana be ilay Mosavinao, satria tianao ho anaty hoavinao za Tsy ho afa-bela aminao eto intsony aho... Kemyrah You Know, Raspo Beats, Mosavy e, Flawless Gang, Mozika Facebook : / rapgasy.kemyrah Instagram : https://www.instagram/kemyrahofficiel © Flawless Music Enterntainment 2021