У нас вы можете посмотреть бесплатно Ny tena tantara marin’ny Krismasy [The Real Story of Christmas-Malagasy] или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Tsidiho ny revelationmedia.com/sharechristmas/mlg. Manaraha ny dian’I Maria, Josefa ary ny mpiandry ondry mba ho vavolombelon’ny fahaterahan’I Jesosy, Zanak’Andriamanitra sy Mpamonjy izao tontolo izao! Jereo ny tantaran’ny famonjena, izay fanomezana maimaimpoana avy amin’Andriamanitra, tamin’ny alalan’i Jesosy, Zanany Lahitokany ao amin’ny Tantara Marin’ny Krismasy, fizarana manokan’ny iBIBLE. Novokarin’ny RevelationMedia, Ny tantara Marin’ny Krismasy dia mitantara ny zava-niseho marina tamin’ny fahaterahan’I Jesosy ary mampifandray izany tantara mahagaga izany amin’ny antom-pisian’I Jesosy teto an-tany: ny famonjena izao tontolo izao. Hino an’I Jesosy Kristy Tompo ve ianao, handray ny fanomezany dia ny famonjena ary ho tonga zanak’Andriamanitra? Ny iBIBLE, novokarin’ny RevelationMedia, dia mampiaina ny Tenin’Andriamanitra amin’ny endrika hahafahan’ny olona maneran-tany miaina Azy. Amin’ny alalan’ny feo mampientana sy sarimiaina mavitrika, ny olona rehetra, amin’ny sokajin-taona rehetra, ny karazana fari-piainana rehetra ary ny fari-pahaizana rehetra dia afaka mianatra ny Tantara avy amin’Andriamanitra – Ilay Tantara tokan’ny Soratra Masina. iBIBLE dia azo adika amin’ny iray amin’ireo fiteny 7000 mahery maneran-tany. Araho ny hetsika ary ampio hitondra maimaimpoana ny tantara marin’ny Tenin’Andriamanitra amin’ny firenena rehetra. Raha te hahalala be be kokoa, tsidiho ny www.iBIBLE. Ny Tale: Steve Cleary