У нас вы можете посмотреть бесплатно VoayGang feat Young Lovely - Vavaka или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
[Introduce: Young Ouleb] Tompo oh! Ampio aho hanalavitra an'ireo hoes Ny ekipako rehetra omeo force Life-nay ankininay aminao God Tahio izahay fa ny lalàna tsy mora Indraindray mahatsiaro potraka, very, lasa manadino Tsy mijery ny ampitso (yah) Tsy mijery ny ampitso (yah) Oooouh [Verse 1: Kizl] Miaina anatin'ny ota aho, fa tsy arinao Mino aho, nefa manao fanahiniana Te hiova fo, kanefa mafy Diovy ny loto sy ny fanahy ratsiko Rehefa resy aho vao miantso anao Nefa impiry aho no omenao na tsy mikiry ary Hisaorako anao ny rehetra Efa hainao ny any anatiko any na tsy hiteny aho [Chorus: Smaeleann & 𝐘𝐨𝐮𝐧𝐠 𝐎𝐮𝐥𝐞𝐛] Raiko! mba enonao ve ny pray-ko? (𝐑𝐚𝐢𝐤𝐨! 𝐦𝐛𝐚 𝐞𝐧𝐨𝐧𝐚𝐨 𝐯𝐞 𝐧𝐲 𝐩𝐫𝐚𝐲-𝐤𝐨?) Alaviro ahy ny opps, arovy ny gang (𝐀𝐥𝐚𝐯𝐢𝐫𝐨 𝐚𝐡𝐲 𝐧𝐲 𝐨𝐩𝐩𝐬, 𝐚𝐫𝐨𝐯𝐲 𝐧𝐲 𝐠𝐚𝐧𝐠) Lavitra Anao, I feel like I'm dying (𝐋𝐚𝐯𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐧𝐚𝐨, 𝐈 𝐟𝐞𝐞𝐥 𝐥𝐢𝐤𝐞 𝐈'𝐦 𝐝𝐲𝐢𝐧𝐠) Hisao place ho ahy ny paradise (𝐇𝐢𝐬𝐚𝐨 𝐩𝐥𝐚𝐜𝐞 𝐡𝐨 𝐚𝐡𝐲 𝐧𝐲 𝐩𝐚𝐫𝐚𝐝𝐢𝐬𝐞 𝐨𝐨𝐨𝐮𝐡) Hifonako aminao ny falemeko sy ny tariny (𝐨𝐨𝐨𝐮𝐡) Hifonako ny zava madomelina sy ny ditrako (𝐨𝐨𝐨𝐮𝐡) Hifonako aminao ny fo feno petina sy tsy marina (𝐨𝐨𝐨𝐮𝐡) Hifonako raha maloto ny vola fanisako [Verse 2: Twent] Avereno aho fa fay Nilalao afo aho dia may Adaladala aho, efa haiko Alefao ilay sazy fa ho efaiko Leo miaina manao life petatoko, Ray! Te ampihena ny ota satria ny taona mitombo! Fa manalavitra, raha ny ompa reny nivoaka tamin'ny vavako Mandainga aho raha tsy fanahy iniana Nefa Ianao mbola tsy kivy Fa ahoana !?!? Aminao aho lafo vidy ahoana? Mamindra fo, mamindra fo... [Chorus: Young Lovely] Raiko! mba enonao ve ny pray-ko? Alaviro ahy ny opps, arovy ny gang Lavitra Anao, I feel like I'm dying Hisao place ho ahy ny paradise Hifonako aminao ny falemeko sy ny tariny Hifonako ny zava madomelina sy ny ditrako Hifonako aminao ny fo feno petina sy tsy marina Hifonako raha maloto ny vola fanisako