У нас вы можете посмотреть бесплатно Eliane Sy Emma - Mbola Hisy или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
MBOLA HISY Fa lasana ny sainy, lasa ny alahelony Tsy vitsy no zarainy fa tsisy ambaratelony Mahery ve ny ankaso, manonja ve ny tany Tsy hilaozan-dranomaso izany hoe tia izany Namakivaky ny onja, mitety izao rehetra izao Nefa vetivety monja dia potraka tsy nahy ianao Mirodana ny andry, mikoro ny havoana Toa tsy tafandry mandry fa malahelo foana Mbola hisy anefa ny maraina o! hitondra hasambarana Ny masoandro efa nozaraina hitety varavarana O!o!namako o! haingana re matokia O!o! namako o! mbola lavitra ny dia Mivezivezy foana mitady hiantsampazana Nefa misaona fa resy an-tany ngazana Nisedrany ny mafy , migoka ny mangidy Nefa tsy maintsy mihafy tsy mandositra adidy Mbola hisy ihany ny mazava o! hitondra fifaliana ety Iny rahona iny mbola hisava ho an'izay mifankatia O!o! namako o! tsy diso koa ny anjarany O!o! namako o! ny lasa ho tantarany Fa raha misy foana ny maraina o! dia misy hasambarana Ny masoandro efa nozaraina hitety varavarana O!o!namako o! haingana re matokia O!o! namako o! mbola lavitra ny dia