У нас вы можете посмотреть бесплатно Noely Fahaterahana_Vetson'i Fianara или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Welcome to our YouTube channel dedicated to Malagasy Catholic music! We are delighted to share with you an inspiring collection of religious songs from Madagascar. Our channel is here to offer you a connection to your spiritual heritage. Bienvenue sur notre chaîne YouTube dédiée à la musique Catholique Malagasy ! Nous sommes ravis de partager avec vous une collection inspirante de chansons religieuses en provenance de Madagascar. Notre chaîne est là pour vous offrir un lien avec votre héritage spirituel. #HiraKatolikaMalagasy #HiraKatolikaMalagasy #hirakatolikamalagasy Avy e Añao, Jesoa, namangy anay atoy; Tsa nifidy tany hidirana, fa havanay aby tokoa. Tompo Andrianañahary Añao, Feny... nañeky hitovy aminay. Saove... nañeky hanompo, Mba hanandratsa anay mpanota. Ny voninahitsa e izao ho an'Andrianañahary e, (Gloria, Gloria, Gloria) Eko atsika olo tiàny: hampanjaka ny fiadañana. 1 Izao ro "andro Fahaterahana": Nahaterahan'ny tena Aiña. Tsa misy koa ny tahotsy ny herin'ny maty e; Faly añay (e) fa manaña Anao mandrakizay! (inefatra) 2 Izao no fahaterahan'ny Hafaleana, Hafaleana ho an-dRaolombeloña. Ny mpanota nahazo fañatiñana e; Añay (e) matoky fa ho mpandresy! (inefatra) 3 Izao ro fahaterahan'ny Hazavana, Hazavana manila amin'ny maiziña. Mampitraka ireo misotry sy mamoy fo e; Añao ro herinay, "hamaito" ny onjam-piaiñana! (inefatra)